Teny iditra (1/2) | 1 anjakana |
Fototeny | 2 jaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#290] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 anjakana |
Fototeny | 10 zaka |
Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.3#866] |
Ohatra |
13 Raha ny laza sy ny halehiben' ny anjakana dia lehibe sy nalaza ny an-dRamarovolana; [2.587#] 14 Tsy ny tenantsika ihany no mpanompon' ny Vazaha fa hatramin' ny fanahintsika sy izay tiantsika avy koa no azony anjakana! [2.471#67] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny anjakana io |
Fivaditsoratra | 20 anjakana, jananaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |