|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  ankavia
Fototeny  2 havia
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Fanazavàna teny frantsay  5 à gauche [1.5]
Ohatra  6  Nisy tanàna nifefy tamboho tsy dia avo teo ankavianay. [2.4#59]
7  Nanindry bokotra kely teo ankavian' ny latabany izy. [2.471#58]
8  Ny zokinao vavy, monina ao ankavianao dia Samaria mbamin' ny zanany vavy [2.996]
9  Nitsofoka tao anaty fiara ilay zazavavy, fa nipetraka teo ankaviany ilay tovolahy, dia namelona ny milina [2.529#77]
Voambolana  10  Toerana
Tohi-kevitra  11 ankavanana
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe ankavia

Teny iditra (2/3) 13  ankavia
Singan-teny  14 ankavia
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 [Sakalava] (littéralement « qui va à gauche ») Nom d'un arbre indéterminé d'après Dandouau. [1.196]
Voambolana  17  Haizavamaniry

Teny iditra (3/3) 18  ankavia
Singan-teny  19 ankavia
Sokajin-teny  20  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  21 petit fleuve de la sous-préfecture d'Antalaha ... Il retrouve l'Ankavanana à son embouchure; sur sa rive droite, il reçoit la Sahatafita [1.11]
Voambolana  22  Haitoetany: renirano, farihy
Sary 
23 

Fivaditsoratra  24 akavina, 25 anakavy, Ankavia, ankavia, 26 avanika

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19