Teny iditra antsipiriany (any, tsipiria)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Ny andinindinin-javatra na fizarazarany madinika: Tantarao amin' ny an-tsipiriany daholo ny zava-niseho tao an-tsekolinareo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy In all its details [1.7]
Fanazavàna teny frantsay En détail [1.8]
Ohatra 
1Miditra an-tsipiriany, hoatra ny vakan'ny talaotra [2.558]
2Tsy hiditra amin'ny antsipiriany isika fa ny niaraha-nahita no hambara [2.503]
3Fa nalaminao an-danjany ny zavatra rehetra, ka miditra an' isany sy an-tsipiriany avokoa. [2.996]
4Tsy hita ambara ny fifandrotehan'izany ady izany, ary kìvy ny penina hilaza azy an-tsipiriany. [2.895]
5amin' io andro io, ary tsy ny andro ihany fa ny ora sy minitra koa aza raha tena harahina an-tsipiriany. [2.285]
6Izany no nahafahantsika rnaka sary an'eritreritra ny fizotran'io ady io sy ireo zava-baovao mahaliana voatantarany amin'ny an-tsipiriany mahavariana tokoa. [2.59]
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/22