Teny iditra | 1 arahaba nomen' andriamanitra ny fara |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha misy teraka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a salutation to parents on the birth of a child. |
Voambolana |
5 Teny fanajana |
Singan-teny | 6 arahaba, omena, Andriamanitra, fara |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |