Teny iditra | 1 arahaba sitran' ny teritery nanjò |
Singan-teny | 2 arahaba, sitrana, teritery, manjò |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha narary ka sitrana soa aman-tsara |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |