|
|
|
|

Teny iditra1  arahaba tsy maty fo aman-aina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy saika niharan-doza ka voavonjy soa aman-tsara
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a salutation to those returned from the war, or a journey.
Voambolana  5  Teny fanajana
Singan-teny  6  arahaba, tsy, maty, fo, amana, aina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07