Teny iditra arahaba tsy nanao takalo kely
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy vehivavy afa-jaza [1.1]
Voambolana 
Singan-teny arahaba ; tsy ; manao ; takalo ; kely

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21