|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  aritra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny frantsay  5 convalescence, guérison [1.3]
Voambolana  6  Fahasalamana

Teny iditra (2/3) 7  aritra
Sokajin-teny  8  anarana
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny anglisy  21 endurance, forbearance, patience, continuance. See tanty, zaka [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  22 endurance, support, patience, persévérance, constance [1.3]
Voambolana  23  Ontam-po
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3) 25  aritra
Sokajin-teny  26  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
27  Ny ankehitriny :
28  Ny lasa :
29  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  30 Zaka, lefitra, toha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  31 endured, borne [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  32 supportable [1.3, 1.8]
33 supporté [1.8]
Ohatra  34  Tsy aritro intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy ka hiala aho. [1.1]
35  Tsy aritro ny hainandro (Je ne puis supporter l'ardeur du soleil) [1.3#62]
36  Tsy aritra anefa ireto teniny kely momba ny tsena ireto: « Izao no lazaiko anareo mpandafo hena. [2.298#112]
37  Kanefa tsy aritra izany fiandrasana izany ka ny fihinanana ny akoho amam-borona no ntao hoe Fotsiaritra izany hoe Fo tsy aritra. [2.508#426]
Fikambanana  38  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe aritra

Fivaditsoratra  aritra, 39 raitra, 40 riatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21