|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  atsika
Fototeny  2 tsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Avala handeha na hiala tsikelikely ny rano [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  atsika
Sokajin-teny  10  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11 [Antesaka] antsika [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  12 [Tankarana] nous. (isìka). [1.19]
Tsanganana sy sary iray takila  13  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  atsika, 14 takasy, 15 taksia, 16 tsaika, 17 tsiaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19