Teny iditra | atsika (tsika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Avala handeha na hiala tsikelikely ny rano [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | atsika | ||||||||
Sokajin-teny | mpisolo anarana | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Nous. (isìka). [1.19] | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] antsika [1.78] | ||||||||
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | ||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |