Teny iditra aza mandalo tanà-misy havana
Singan-teny aza ; mandalo ; tanàna ; misy ; havana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Entina mampahatsiahy sao manadino ny havana ao an-toerana lalovana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20