Teny iditra aza ny ateran-kira indray no milaza tsy mahay
Singan-teny aza ; aterana ; hira ; indray ; milaza ; mahay
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona ilam-pihavanana, ampisehoana faniriam-pisakaizana, nefa izy indray no tsy manotraka firy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18