Teny iditra | 1 aza ny ateran-kira indray no milaza tsy mahay |
Singan-teny | 2 aza, aterana, hira, indray, milaza, mahay |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 enti-milaza ny olona ilam-pihavanana, ampisehoana faniriam-pisakaizana, nefa izy indray no tsy manotraka firy [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18 |