Teny iditra (1/8) | 1 bara |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy fananana na tsy fisiana, mandalo ihany fa tsy maharitra: Baram-bola aho androany [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 ruiné, paumé [1.5] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/8) | 6 bara |
Sokajin-teny | 7 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny malagasy |
8 mino [Betsimisaraka]
[1.78] |
Teny iditra (3/8) | 9 bara |
Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
11 Enti-milaza feo misamonina na farimparina tsy mazava loatra eo am-pitenenana. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 se dit de la voix sourde et de l'intelligence 13 se dit du caméléon vaincu et encore furieux [1.3] |
Tovy hevitra | 14 barabara |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/8) | 16 bara |
Sokajin-teny | 17 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny malagasy |
18 ho azy [Bara]
[1.78] |
Teny iditra (5/8) | 19 bara |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
21 barre qui sépare les mesures en musique [1.3] |
Teny iditra (6/8) | 22 bara |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny frantsay |
29 traverse, pièce mise en travers [1.3] |
Teny iditra (7/8) | 30 bara |
Sokajin-teny | 31 anarana |
Voambolana |
32 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
33 Action de couper au couteau ou de faucher l'herbe ; au passé binara (équivalent merina : fijinjana ahitra). [Sakalava]
[1.196] |
Teny iditra (8/8) | 34 Bara |
Sokajin-teny | 35 anaram-poko |
Voambolana |
36 Tantara: firenena |
Fanazavàna teny malagasy |
37 Anaram-poko lehibebe monina amin' ny tany voafaritry ny renirano Zomandao, avaratra, izay mampisaraka azy amin' ny Betsileo; ny ala onenan' ny Tanala, atsinanana; ny ony Onilahy, atsimo andrefana, izay mampisaraka azy amin' ny Antandroy sy ny Mahafaly, ary ny havoana marin-tampon' Analavelona, andrefana sy avaratra andrefana; tanàn-dehibe: Ihosy, Betroka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
38 a tribe of people and division of the country in South-central Madagascar [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
39 population du centre sud de Madagascar (villes principales: Ivohibe, Betroka, Ranohira, Ankazoabo) [1.5] |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
43 Tenim-pirenenana |
Fivaditsoratra | 44 Bara, bara, raba, Bara, bara, raba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29 |