|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  dingadingana
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny anglisy  4  a kind of fish (Prov.) [1.2]
5  sea cucumber, trepang [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  nom d'un poisson de mer ; sorte d'oursin, holothurie (...chinodermes). [Tankarana] [1.19]
7  concombre de mer, holothurie, trépang [3.1]
Sary 
8 

Teny iditra (2/2)9  dingadingana
Sokajin-teny  10  anarana
Voambolana  11  Zavamaniry mitsabo
Fanazavàna teny malagasy  12  Karazan-javamaniry (Psiadia dodonaefolia) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13  a shrub, the leaves of which are used for annealing new water-pitchers; the latter are heated and then rubbed with the leaves. The leaves are also used for condyloma; the sihanaka use them for scabies. Psiadia dodonaefolia, St. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  14  arbuste, Psiadia dodonaefolia, St. [1.3]
15  (de dingana : action d'enjamber, de sauter par dessus un obstacle, d'empiéter sur autre chose). Nom donné à diverses plantes réputées envahissantes Principalement :
16  Psiadia altissima (DC.) Drake (Asteraceae). Voir dingadinga [Merina] [1.196]
[Bezanozano]
[Betsimisaraka]
17  Dombeya linearifolia Hochr. (Malvaceae). [Tankarana] [Tanala]
Ohatra  18  Ny dingadingana namoa tsy an-dravina ny hazotokana namoa tsy am-bony ary ny paiso nandika taona ka nahoana re no nanjary niova toy izany izy, razoky? [2.131#418]
19  Vinitra ery izy nidina ny fasana, nosavasavainy maika toa nampitahotra azy ireo vero sy dingadingana milobolobo ary nirintona nanitsy ny tranony, tsy vonona hanohy lalao intsony. [2.470#30]
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/07