| Teny iditra (1/5) | 1 do |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazam-bibilava makadiry
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 [Antesaka] espèce de grand serpent
[1.82] 5 espèce de boa [1.54] |
| Voambolana | 6 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Tovy hevitra | 7 akoma, ankoma |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe do |
| Teny iditra (2/5) | 9 do |
| Sokajin-teny | 10 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 [Antesaka] habokana
12 boka tsy manana rantsana (tanana na tongotra) intsony [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 [Antesaka] lépreux qui a perdu les doigts et les orteils
[1.82] |
| Voambolana | 14 Fahasalamana |
| Teny iditra (3/5) | 15 do~ |
| Sokajin-teny | 16 tovona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza toetra mifandray amin' ny hevitry ny fototeny voalohany: Dorehitra (rehitra)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 Préfixe qui distingue les racines primaires des racines secondaires par une transposition de sens du physique au figuré, du concret à l'abstrait: rehitra - dorehitra
[1.12] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
19 Teny misy io tsirinteny io |
| Teny iditra (4/5) | 20
do
![]() |
| Sokajin-teny | 21 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 to do: manao, mahefa, mahavita
[1.17] |
| Teny iditra (5/5) | 23
do
![]() |
| Sokajin-teny | 24 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 Ny feo voalohany na ambany indrindra amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama
[1.1] |
| Voambolana | 26 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 27 fa, 28 la, 29 mi, 30 re, 31 si, 32 sol |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/22 |
|