Teny iditra |
-drain' ; -drain-
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | Of/by the father of [3.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | De/par le père de [3.1]
|
Ohatra |
1 | fa raha mahatsiaro ny ratsy ataon-drain-tena, na maty aza ahoako!
[2.299]
|
2 | Rahalahin-drain'ialahy sy anabavin-drain' ialahy iray tam-po no ao
[2.588]
|
|
Haiendriteny |
Tovonana : |
-dray,
-draiko,
-drainao,
-drainy,
-draintsika,
-drainay,
-drainareo,
-drain',
-drain-,
-draim- |
|
|
Teny iditra |
drain
 |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | mandany na
mampiala tsikelikely
Misotro hatramin' ny farany [1.17]
|
|
Teny iditra |
drain
 |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | fantsona na
tatatra anariana rano maloto
Zavatra mandany hery, vola, ets. tsikelikely [1.17]
|
|
Teny iditra |
drain
 |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | tatatra na
fantsona fanamainan-tany
[1.9]
|
|