Teny iditra | efajato | |
Singan-teny | efa- (efatra) ; zato | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny anglisy | Four hundred [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Quatre cent [3.1] | |
Marika iraisam-pirenena | 400 CD [3.1] | |
Ohatra | Efajato na dimanjato taona no efa nifampikasohan' ny Tanindrana tami' ny Vazaha
[2.471] | |
Voambolana | Matematika: rafitrisa | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny isa | |
Lahatsoratra | Andriamihaja: Fanisana vaovao | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |