|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  embona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
Voambolana  7  Ontam-po
Fanazavàna teny malagasy  8  fahatsiarovana amin' alahelo olona na zavatra (toy ny tanàna na tany) noho ny fitiavana: Anisan' ny fihetseham-po mamelovelo so am-pony embona ny tanindrazana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  sigh [1.209]
Fanazavàna teny frantsay  10  regret
11  soupir poussé en songeant à une personne ou à un objet chéri, absent ou perdu [1.3]
Ohatra  12  Hita mifaritra mazava ny azy ny embona. [2.314]
13  Tsy tana ny embona : " Vitsika momba kitay, hoy Jean Narivony, ka manimanina ny any aminay! [2.356]
14  Izay no voalohany nandehanan' ny sainy tany amin' i Sahondra, dia ohatra ny nisy embona nifangaro hatezerana nibosesika tao am-pony. [2.529]
Mpanahaka  15  hanina
Lohateny 

Teny iditra (2/3)17  embona
Sokajin-teny  18  anarana
Sampanteny 
19  Matoantenin' ny mpanao :
20  Matoantenin' ny fameno :
Fanazavàna teny frantsay  21  flotter [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (3/3)22  Embona
Singan-teny  23  embona
Sokajin-teny  24  anarana (lohatenin-tononkalo)
Voambolana  25  Haisoratra: tononkalo
Mpanoratra  26  Razafindrafidy Bien-Aimé
Tsanganana sy sary iray takila  27  Fitanisana

Fivaditsoratra  28  ambeno, ambone, añombe, bomena, Embona, embona, mañebo, ambeno, ambone, añombe, bomena, Embona, embona, mañebo

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26