Teny iditra | 1 manembona |
Fototeny | 2 embona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahatsiaro ka malahelo, manina: Manembona ny any aminay aho izany! [1.1] |
Ohatra |
5 Mafy izany manembona ny tany niaviana izany! [2.528#] 6 manembona azy koa aho indraindray toa mifamaly amin' ny azy. [2.470#] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 10 Manina, mandrembona, mahatsiahy, mahatsiaro, mahatsiaro ny lavitra, lasa ambiroa, lasa vinany, lasa eritreritra, lasam-borona, mangorotsoka, manimanina, vitsika momba kitay |
Fivaditsoratra | 11 anembonam, anombenam, manembona, manombena, manombèna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26 |