|
|
|
|

Teny iditra1  fafam-bolontondro
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ilazana zavatra nisy nangalatra na nipaoka ka tsy misy na inona na inona tafajanona azon' ny volon' ny tondro na fanondro fafana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] Completely cleared off. Used chiefly of the confiscation of property.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] que le poil du doigt peut balayer, où rien n'est épargné, raflé
Singan-teny  6  fafa, volo, tondro
Tovy hevitra  7  fafanimondry

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10