|
|
|
|

Teny iditra1  fafani-mondry
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  (fafanimondry) ilazana zavatra maro nisy nangalatra na nipaoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  [mondry, minus a finger or ear.] Completely cleared off. Used chiefly of the confiscation of property. [1.2]
Mpanahaka  5  Mamafa, mifafa, mamaoka, mifaoka, manala loto, mafafa, fafam-bolontondro, fafanimondry, lany, jifa, majifa, najifa, fongana, tapitra, tsy misy miangana
Singan-teny  6  fafa, mondry

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10