|
|
|
|

Teny iditra 1  fahadimampolo
Fototeny  2 dimampolo
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny anglisy  6 fiftieth [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 cinquantième [3.1]
Ohatra  8  Matanjaka sy be sandry noho izy Ramanambeloma na dia eo amin' ny fahadimampolon' ny taonany eo ho eo aza. [2.470#154]
Tsipelina hafa  9 fahadimam-polo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22