Teny iditra dimampolo
Singan-teny dimy ; folo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Fifty [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Cinquante [3.1]
Marika iraisam-pirenena 50 [3.1]
Ohatra 
1Nisy lalana dimampolo kilaometatra mahery no vitan' ny mpandositra tamin' izany, fa tsy nanitsy moa ny dia. [2.472]
2Ny fahanterana moa manindry rahateo noho ny dimampolo efa nilaozana; [2.470]
Voambolana 
Sampanteny 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30