| Teny iditra (1/2) | 1 mamana |
| Fototeny | 2 fana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 [Antambahoaka] mikotrika atody
[1.78] 9 Mitanika indray ny hanina efa masaka fa nangatsiaka: Mamana vary mangatsiaka 10 Manafana: Mamana tanana amin' ny afo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to make warm.
[1.2] 12 to heat [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 chauffer
[1.8, 1.405] |
| Ohatra |
14 Rano mafana hosotroina no angatahiny matetika, ary indry mandrehitra afo amin' ny kitay bozaka sy mamana rano ho azy Rasoa.
[2.470#]
|
| Teny iditra (2/2) | 15 mamanà |
| Fototeny | 16 fana |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mamana, mamanà, 18 mañama, manama |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|