Teny iditra | 1 faravodilanitra |
Singan-teny | 2 fara, vody, lanitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Ilay faritry ny lanitra erỳ amin' ny taza-maso, izay toa mikasika amin' ny tany: Efa hariva ny andro: misafoeafo ery am-poravodlianitro ny masoandro [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 (fara vodi-lanitra) The horizon [1.2] 6 the horizon [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 horizon [1.8] |
Ohatra |
8 Any an-koatr' irý faravodilanitra iry! [2.499#] 9 Mitazana ny faravodilanitra nidifian' ny tafiky Radama. [2.528#] 10 Na ho aiza na ho aiza, na hankany amin' ny faravodilanitra aza, tongako! [2.357#] |
Voambolana |
11 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |