Teny iditra | 1 fidy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 fanondroana, na fakana, izay tiana amin' ny zavatra roa na maro mifampitaha; fantina; tsonga; tsarika [1.10#F.510] 4 Fakana izay tiana. [1.1#293] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 choice, preference, permission to choose. Mostly used with suffix pronoun, fidiny. See fantina. [Mal. pilih.] [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 choix, préférence, élection [1.3#167] |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny fidy io |
Fivaditsoratra | 13 dify, fidy |
Nohavaozina tamin' ny 2021/12/06 |