Teny iditra | 1 firapotsy |
Singan-teny | 2 firaka, fotsy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Karazam-piraka faninginana [1.1] 5 Antsoina hoe koa kasia malandy [1.13] 6 Karazam-piraka faninginana. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 A white kind of lead. [1.2] 8 tin [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 étain [1.8] 10 étain [1.13] |
Isam-pirenena |
11 Sn [3.1] |
Ohatra |
12 Ary toy izany avokoa ny vokatra aondran'ny zanatany rehetra ho any ivelany, manomboka amin'ny voankazo ka miafara any amin'ny firapotsy. [2.503#] |
Voambolana |
13 Simia |
Tsipelina hafa | 14 fira |
Tsanganana sy sary iray takila |
15 Fisokajiana miherina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/31 |