|
|
|
|

Teny iditra1  hafatesana
Fototeny  2  faty
Sokajin-teny  3  anarana
Ohatra  4  hafatesana tsy heloka, havelomana tsy hitsiny. [2.558]
5  Ka ny ao Toamasina, sy Mojanga sy Anorontsanga, hatramin'izay namelezany ireo izay, dia matetika izy no mamely bombo ny tanàna, ary miady amintsika, ka rafitra mafy ny ady, ka samy hafatesana, nany antsika; [2.59]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
7  Tovonana :
Tovy hevitra  8  fahafatesana
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny hafatesana io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31