|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  haingana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandritra ny fotoana fohy, malaky: Mihinana haingana
8 Rehefa afaka fotoana fohy, vetivety: Hiverina haingana aho
9 Tsy ela, tsy maharitra, tsy mangataka andro: Valio haingana ny taratasy
10 Malaky: Haingam-piteny izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 rapid, prompt [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 rapide, prompt [1.8]
Ohatra  13  Mitazana dia miverina haingana. [2.528#88]
14  Vao haingana ihany, hoy Ingahibe. [2.445#20]
15  Nantsoinay haingana ny fokonolona. [2.499#32]
Tovy hevitra  16 faingana
Mpanahaka  17  eo, 18  indray, 19  indray, 20  indray, 21  indray, 22  mbetivety, 23  miaraka, 24  miaraka, 25  miaraka, 26  poatoizay, 27  tsy, 28  tsy, 29  tsy, 30  tsielatsiela, 31  vetivety, 32  vetivetika
Fikambanana  33  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe haingana

Teny iditra (2/3) 34  haingàna
Sokajin-teny  35  filaza mandidin' ny mpamaritra haingana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  36 Tongava rehefa afaka vetivety: Haingàna fa sao diso fotoana isika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  37 allez vite, faites vite [1.3]

Teny iditra (3/3) 38  haingana
Sokajin-teny  39  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  40 same as faingana [1.2]
41 rapidly, promptly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  42 rapidement, promptement [1.8]
Fikambanana  43  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe haingana

Fivaditsoratra  44 angihana, haingàna, haingana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19