Teny iditra |
hatsikana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra atao hampihomehy, arira, kivazivazy, vosobosotra: Aza manao hatsikana eo ianao fa efa manevika aho izany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A legend, an amusing story.
See vosobosotra,
vazivazy,
angano,
arira
[1.2]
|
Ohatra | Mampiseho fahaiza-miteny sy mampiady hatsikana sy ohabolana eo izy;
[1.437]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
hatsikana
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Mpanao arira, kivazivazy mampihomehy: Zazalahy hatsikana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Jocular, jesting, talkative [1.2]
|
|
Teny iditra |
hatsikana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo izay ampiasaina hampahamanitra ny toaka ny hodiny. (Xerochlamys pilosa) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A small shrub, the back of whose root is used in the manufacture of native rum, and as a black dye. It is also said to cause vomiting of blood if used in too great quantity. Xerochlamys pilosa, baker. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
(nom d'un ancien mois lunaire, du sanscrit kartika ? Leptolaena bojeriana (Baill.) Cavaco et
Leptolaena pauciflora Baker (Sarcolaenaceae).
Racines ajoutées au rhum du pays pour lui donner une teinte brune appréciée.
Écorces tannifères et tinctoriales.
Le décocté des parties aériennes est administré en boissons dans la syphilis secondaire.
Autrefois d'après les Tantaran'ny Andriana (« Histoire des Seigneurs »), on en détachait de petits fragments qui étaient inclus dans la peau après des scarifications.
C'était le tetika amin'ny hatsikana. Cette pratique était censée protéger des maladies.
Le bois servait surtout à faire du charbon de bois.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Leptolaena bojeriana, Leptolaena pauciflora |
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|