Teny iditra | hendry ka tsy manan-ko an-teny | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tenin' olona miavonavona izay nanarin' olona mahantra, hono, ka namaly hoe: hendry ve tsy hanan-ko an-tena; toy izany koa ny mpitovo nananatra ny manambady ka nahazo valiny hoe: raha hendry tsy manan-ko an-tena [1.1] | |
Singan-teny | hendry ; tsy ; manana ; ho ; teny | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/28 |
![]() |