Teny iditra | hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny vaniny | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Firariana atao olona mba hahombiazany tanteraka amin' izay ataony [1.1] | |
Teny fotony | mikapa, mahita, ny, tonona, mandidy, vany | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
![]() |