|
|
|
|

Teny iditra1  hintsana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Firarahana, filatsahana na fialana avy amin' ny toerana nisy azy, toy ny ravinkazo, na voankazo, na voninkazo, na volo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9  Action de tomber pour les feuilles ou autre chose [1.196]

Fivaditsoratra  10  hantsina, hintsana

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/25