Teny iditra | 1 hiram-pirenena |
Singan-teny | 2 hira, firenena |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 national anthem [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 hymne national [1.13, 1.5, 1.66] |
Ohatra |
6 Isa-maraina ny Radiô-Tananarivo, dia ny hirampirenena no anombohany ny programa [2.332] |
Tovy hevitra | 7 sidikinina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |