Teny iditra indray mitoraka
Singan-teny indray ; mitoraka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Indraika tsy misy fanampiny, ilazana fanaovan-javatra tokana tsy misy famerenana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Once; lit. one throw. [1.2]
Ohatra 
1Tapa-kevitra ny hanakifika azy tokoa izy indray mitoraka ity ka tamin' io fara-teniny io no hanehoany izany.Nisalasala sy nangataka andro ihany izy hatramin' izay, tamin' ny fangataham-panambadiana nasehon-dRavokatra azy. [2.470]
2Indraindray izahay maharitra tapa-bolana ao Toamasina ihany, fa tamin' ity indray mitoraka ity, nisy entana maika tsy maintsy nantinay ho any Mananara [2.471]

Teny iditra indray mitoraka
Singan-teny indray ; mitoraka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Halaviran-tany mety ho tra-toraka (eo amin' ny dimampolo metatra eo) [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16