Teny iditra 1/3 rangahy (ra-, lahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Antidahy hajaina [1.78]
 Anarana iantsoana lehilahy efa baba taona ho fanajana azy: Lasa ilay Rangahy nipetraka teo ambonin' ny dabilio vato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An old man. Used as a respectful mode of address. See Ingahy [1.2]
 An old man, the head of a family (sometimes joking or derogatory ) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vieillard, Monsieur; terme respectueux dont on se sert à l’égard des vieillards, et par extension, à l'égard des personnes honorables [1.3]
 Le chef de famille, le vieux (parfois ironique) [1.8]
 Monsieur (terme respectueux pour homme a [...] [tohiny 1.5]
 Dans les royautés antankarana, représentant autochtone du souverain à l'échelle villageoise [1.414]
Ohatra 
1Rangahy nitoriteny iny ve no evanjelistra eto amintsika ankehitriny? [2.324]
2Lasa any an' ala, hoy ilay Rangahy lehibe. [2.472]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Mpanahaka  andriamatoa ~ ingahy
Ohabolana 

Teny iditra 2/3 rangahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana omena ny sakoivy rehefa mby hiofo ho monany izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Nom donné à la larve des hannetons, lorsqu'elle est sur le point de se métamorphoser [1.3]
Voambolana 
Ohabolana 

Teny iditra 3/3 rangahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (déformation de ranga (1) , rangahy est un terme de respect pour les hommes âgés). Ochnella madagascariensis (DC.) H.Perrier (Ochnaceae). Arbuste à bois dur. On en fait des cannes. Jolies fleurs jaunes. [1.196]
Anarana siantifika Ochnella madagascariensis
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/14