|
|
|
|

Teny iditra1  Jonjifohy
Singan-teny  2  fohy
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [3.1] David Jones (na Johns)
Ohatra  5  Ny tena anaran' i Mr. Johns aza dia Jones koa, nefa novany ho Johns mba hampiavaka azy roa lahy. Ny Malagasy anefa tsy nahita ny fahasamihafan' ny fanononana ny hoe Jones sy Johns, ka Mr. Jones dia nataony hoe Jonjilava, satria lahy lava ; ary Johns kosa nataony hoe jonjifohy, satria fohy. [2.649#84]
Voambolana  6  Tantara: olona
Tohi-kevitra  7  jonjilava

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12