|
|
|
|

Teny iditra1  Jonjilava
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [3.1] David Jones
Ohatra  4  [2.649#84] Ny tena anaran' i Mr. Johns aza dia Jones koa, nefa novany ho Johns mba hampiavaka azy roa lahy. Ny Malagasy anefa tsy nahita ny fahasamihafan' ny fanononana ny hoe Jones sy Johns, ka Mr. Jones dia nataony hoe jonjilava, satria lahy lava ; ary Johns kosa nataony hoe Jonjifohy, satria fohy.
Voambolana  5  Tantara: olona
Singan-teny  6  lava
Tohi-kevitra  7  jonjifohy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12