Teny iditra (1/2) | 1 kamokamo |
Fototeny | 2 kamo |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Ohatra |
4 (t) (1) Ary tamy ny Lehidama nisy mosary kely, fa nisy kamokamo nanadino ny teny n'Andrianampoinimerina; [2.48] |
Tovy hevitra | 5 tsikamokamo, malaindaina, malaholaho, malazolazo, marezodrezoka, marisarisa, sorisorena, somazotsazoka, manaran-daina, tsy rototra, milasilasy |
Teny iditra (2/2) | 6 -kamokamo- |
Sokajin-teny | 7 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [3.1] hamokamoka : (h > -k)mokamo(ka > -) |
Fivaditsoratra | 9 kamokamo, -kamokamo-, komakoma, mamokoka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |