Teny iditra kilongalahy
Singan-teny kilonga ; lahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ankizy dia tsy zazakely nefa koa tsy mbola zatovo. Ny ankizilahy dia atao hoe kilongalahy [1.10]
  [Betsileo] Zazalahy: Mahere kireñina ny kilongalahy (Mafy lalao ny zazalahy) [1.78]
Fanazavàna teny frantsay Môme, gamin, mioche, moutard [3.1]
Ohatra 
1Ton-ga-lan, Ton-ga-lan", hoy ny vazivazin' ny kilongalahy madinika manaraka ny fanenony. [2.470]
2Niantso ny kilongalahy madinika izy aloha mba hampikatrohany tamin' ny tolona, ny totohondry, ny diamanga. [2.643]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28