|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  kitra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  feo, ady, kitrana [Taisaka] [1.78]
9  Fanakorontanana na fanaovana izay hampifamaly sy hampiady
10  Kilema, tsiny: Izaho tsy hibaby kitra ny aminao
11  Trosa
12  Angely ampiadina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13  words of excitation to fight [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14  paroles d'excitation [1.8]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/5)16  kitra
Sokajin-teny  17  anarana
Voambolana  18  Kilalao
Fanazavàna teny malagasy  19  Lalao baolina dakantongotra fa tsy azo raisin-tanana, lalao baolina boribory [1.1]

Teny iditra (3/5)20  kitra
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22  karazan-garaba [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (4/5)23  kitra
Sokajin-teny  24  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  25  Botry ratsy
26  Karaodraoka, kitika [1.1]

Teny iditra (5/5)27  kitra
Sokajin-teny  28  anarana
Voambolana  29  Haizavamaniry
30  Haibiby: fitsaboina momba ny biby
Fanazavàna teny frantsay  31  (vient de l'adjectif kitra : rabougri ; même sens que botry (merina) ; ou de la racine verbale kitra : action de tracasser ?). Catharanthus longifolius (Pichon) Pichon et Catharanthus ovalis Markgr. Plantes utilisées autrefois comme poisons d'épreuve (voir kita). On les emploie surtout de nos jours pour préparer des vermifuges à usage vétérinaire, surtout pour les jeunes veaux. [Bara] [1.196]
32  [Betsileo]
33  [Taisaka]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  35  kitra, trika

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11