Teny iditra (1/2) | 1 kotroka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Voambolana |
8 Haitoetrandro |
Fanazavàna teny malagasy |
9 Fipoaka na firefotry ny varatra; dona miezinezina heno eny amin' ny lanitra rehefa avy ny orana: Matahotra kotroka izaitsizy ny zafikeliko 10 Rehefa mety ho feon-javatra mafy manako 11 Laza 12 Fandrahoana ny sakafo ho masaka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
13 thunder; the sound of falling water [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 tonnerre; bruit de l'eau qui tombe [1.8] |
Ohatra |
15 Mamakivaky ny lanitra ny tselatra, ary kotroka mankarenina no manampy ny firaondraonan' ny onja mihaza ny rembiny. [2.471] 16 Fa ny orana sy ny kotroka mbola nitohy ihany. [2.472] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny kotroka io |
Teny iditra (2/2) | 20 kotroka |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Voambolana |
22 Haiaina |
Fanazavàna teny malagasy |
23 voditongotra [Tanosy]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 24 kokotra, kotroka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/05 |