Teny iditra (1/4) | 1 lako |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe la |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [3.1] my refusal |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [3.1] mon refus |
Teny iditra (2/4) | 5 lako |
Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Miadana fa tsy mamindra haingana tsy mifanizina (rary na tenona) tsy mafy (randram-bolo). |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3] flasque, faiblement tordu, sans énergie, lent, bien pris pour devenir grand et gros |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/4) | 10 lako |
Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.78] [Bara]
maresaka, betsaka maro |
Teny iditra (4/4) | 13 lako |
Sokajin-teny | 14 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.78] [Bara]
indrindra, loatra |
Fivaditsoratra | 16 alok, kalo, kola, kolà, lako, loka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |