|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  lalam-panorenana
Singan-teny  2 lalana, 3 fanorenana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Lalàna manoritra ny rafitry ny fitondrana amin' ny firenena iray izay mazàna atao latsabato amin' ny vahoaka rehetra ny fampankatoavana azy rehefa avy nampahalalaina azy mazava tsara hatramin' ny an-tsipiriany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 constitution [1.5, 1.13]
Ohatra  7  Mifanaraka amin' ny lalàmpanorenana ve ny fametrahana ny faritra? [4.27]
Voambolana  8  Lalàna 9  Pôlitika
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe lalampanorenana

Teny iditra (2/2) 11  lalam-panorenana
Sokajin-teny  12  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  13 loi interne [1.13]
Voambolana  14  Matematika: alijebra
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe lalampanorenana

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/18