Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
li
hitra
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny malagasy
Maimay sy maimaika hanao zavatra noho ny hajejoana:
Lihitra erỳ izy handeha handihy any amin' ny namany
Mitovy hevitra:
lingitra
Kely loha, maivan-doha
Mitovy hevitra:
adala
~
dedaka
~
lefaka
~
liaka
~
liana
~
litika
~
maola
~
matim-pitia toa lalitra
~
matin-kanin-kely
~
mihaitraitra
~
mihoalahoala
~
mimaty
~
minitinitika
~
pendina
~
roboka
~
sedika
~
seriny
~
tefotra
[
1.1
]
Sampanteny
matoantenin' ny mpanao :
milihitra
matoantenin' ny fameno :
ilihirana
anarana :
filihirana
,
filihitra
,
lihidihitra
,
mpilihitra
mpamaritra :
mahalihitra
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31