Teny iditra | 1 mahalala folo ho an' ny tena fa tsy mahalala iray ho an' ny hafa |
Singan-teny | 2 mahalala, folo, tena, iray, hafa |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ilazana fitiavantena maharikoriko tsy mihevitra afa-tsy ny tombon-tsoa ho an' ny tenany fa tsy mijery ny an' ny hala |
Tovy hevitra | 5 mahalala folo ho an-tena fa tsy mahalala iray ho an' olona |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |