|
|
|
|

Teny iditra 1  maizina
Fototeny  2 aizina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  22 Tsy mazava, manjombona: Maizina ny efitrano ka vohay ny varavarankely
23 Tsy azo mazava, manjavozavo: Maizina ny lahateniny
24 Fahoriana mangidy: Nitondra ny maizina izy tao amin-dry Ranona tao
25 Ny Ratsy, ny fanahy ratsy: Zanaky ny maizina ireny matoa tsy sahy miseho masoandro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  26 dark, gloomy, dismal [1.2]
27 dark, gloomy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  28 obscur, ténébreux [1.3, 1.8, 1.5]
Ohatra  29  maizina dia maizina ny alina, ary nitanila kely nankao anaty ala izy rehetra [2.324]
30  mangina sy maizina tsy toy ny tahaka ny isan'andro kosa ny tao an-trano [2.470]
31  amin'ny maraina vao maizina no fanomezan-tsakafo ny mpigadra [2.472]
32  maizina ny efi-trano (la chambre est obscure) [1.3]
33  maizina ny teniny (ses paroles sont obscures) [1.3]
Fikambanana  34  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 21 misy ny teny how maizina
Ohabolana  35  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  36 aminazy, maizina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21