| Teny iditra | 1 malaza |
| Fototeny | 2 laza |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 fantatran'olona betsaka hatraiza hatraiza: Olo-malaza eto amin'ny faritany Ingahy Rabehevitra
8 Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy: Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ [1.1#563] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 renowned; notorious
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 célèbre
[1.3#395, 1.5] 11 renommé, fameux [1.3#395] 12 réputé, animé [1.5] |
| Ohatra |
13 Iza no mpanoratra malaza fantatrao?
[2.113#77]
14 Harriet Newell, Misionera malaza koa. [2.649#181] 15 Olona malaza tokoa Andrianampoinimerina. [2.332#100] 16 Izao kosa no kabary malaza nahatonga an'i Tsianolondroa. [2.298#85] |
| Mpanahaka | 17 be voninahitra, 18 iray toa zato, 19 manan-daza, 20 mandeha laza, 21 manehoeho, 22 manetriketrika, 23 tsy leo laza |
| Fikambanana | 24 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 15 misy ny teny hoe malaza |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | malaza, 26 zamala |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|