Teny iditra (1/2) | 1 malemy (lemy) |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
4 Malefaka, malambolambo: Malemy ny hoditry ny zaza 5 Mora aforitra, tsy henjana, mora tapaka: Vola malemy ~ Malemy ity rantsan-kazo ity 6 Mora tsakoina, boda, bodaka, mihonankonana: Tsara masaka ny hena ka malemy ~ Savoka malemy 7 Kely aina, tsy matanjaka, mihozohozo, mangozohozo: Mbelà fa malemy loatra ianao ka tsy hahavita io asa io 8 Tsy afa-manohitra fa manaraka ambokony, morainy loatra, rainazy: Malemy loatra amin-janany io Ramatoa io [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 soft; weak [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 mou [1.8, 1.13] 11 faible [1.8] |
Ohatra |
12 Katsaka efa matoy nefa mbola malemy no alaina. [2.472] |
Mpanahaka | 13 boda, bodaka, modaka, motraka, lotaka, mondaka, nondaka, boretaka, mihonankonana, malemilemy, mavozo, mavozovozo, marary ovana, tsy matanjaka, garera, tsy mahazo nofo, malezolezo, marafoka, tsingozahoza, marezoka, marazoka, mangozohozo, konetaka, vavivavy, kely aina, kely ambaitra, somararetra |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny malemy io |
Teny iditra (2/2) | 24 malemy (lemy) |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Voambolana |
26 Fahasalamana |
Fanazavàna teny malagasy |
27 voan'ny paralisia [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
28 paralytique [1.13] |
Fivaditsoratra | 29 malemy, mamely |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |